|
|
|
|

Teny iditra 1  mitifitra
Fototeny  2 tifitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika,..: Mitifi-borona
9 Mikendry: Nitifitra ahy mihitsy ianao tamin' ny teny nataonao
10 Mipitika: Mikisaha any ho any fa mitifitra aty ny rano [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21