Teny iditra | mititiky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka, Tanala] Mitendry zavamaneno, lokanga, ets. [1.78] | |
Teny iditra | mititiky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Manozona, mively rano [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10 |