|
|
|
|

Teny iditra 1  mitoantoana
Fototeny  2 toantoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy mahazo teny, manao kitoatoa: Ity zaza ity koa mitoantoana [1.1]
Tovy hevitra  8 manoantoana

Fivaditsoratra  9 mitaontaona, mitoantoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22