Teny iditra | 1 mitody |
Fototeny | 2 tody |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tonga eo amin'ny fitodiana [Taisaka]
[1.78] 5 Tonga an-tseranana: Amin' ny i jolay no hitody ao Toamasina ny sambo Tanamasoandro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to arrive (of a vehicle, a ship or a plane) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 arriver à destination (se dit des véhicules, des avions et des navires) [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |