|
|
|
|

Teny iditra 1  mitokotoko
Fototeny  2 tokotoko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitsinjarazara ho toko maro (mitovy amin' ny mitoko fa fampiasa kokoa) [1.1]
Ohatra  8  Eo ambony atsinanana feno vato mitokotoko mahatahotra, ary eo ambony andrefana fiakarana mideza. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20