|
|
|
|

Teny iditra 1  mitolaka
Fototeny  2 tolaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha
8 Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra [1.1]

Fivaditsoratra  9 maty loka, 10 milotaka, 11 mitakalo, mitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20