|
|
|
|

Teny iditra 1  mitolila
Fototeny  2 tolila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandringa, lava sy fohy ny tongony ka mandringa: Mitolila ity latabatrareo [1.1]
8 tsy mijoro tsara fa miraika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 se pencher [1.13]
Mpanahaka  10  mandringa, 11  mikolepaka, 12  mikotrifa, 13  mikotringa, 14  mitolitsika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22