|
|
|
|

Teny iditra 1  mitoloko
Fototeny  2 toloko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitaraina, manao feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: Nitoloko nandritra ny alina ny marary [1.1]

Fivaditsoratra  9 lokomoty, mitoloko

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20