Teny iditra mitominjaka (tominjaka (hinjaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihetsiketsika be nefa tsy mahavita inona firy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitominjaka
Ny lasa : nitominjaka
Ny hoavy : hitominjaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20