Teny iditra mitondrendrena (tondrendrena (rendrena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Matoritory, mitsikamokamo, mitoredretra, mivozavoza [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitondrendrena
Ny lasa : nitondrendrena
Ny hoavy : hitondrendrena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20