| Teny iditra | 1 mitongalika |
| Fototeny | 2 tongalika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Miforitra (ohatra ny lohalika)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être courbé comme les anneaux d’une chaîne
[1.3#725] |
| Fivaditsoratra | 9 mitangolika, mitongalika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|