|
|
|
|

Teny iditra1  mitonjaña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] midongy: Mavesatra tokotokoa aba ny aombin-tsarety ko save mitonjaña mady eo (Mavesatra dia mavesatra ny ombin-tsarety ka tena midongy fotsiny eo)

Fivaditsoratra  4  mitonjaña, tominjana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21