|
|
|
|

Teny iditra 1  mitoraka
Fototeny  2 toraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manipy vato amin-javatra mbahahavoa azy: Nitora-bato ny voronay izy
9 Mizotra mahitsy: Nitoraka nianatsimo izy nony tonga teo amin' io havoana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to throw [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Lancer quelque chose, jeter contre ; se diriger vers, se dit d’un chemin, d’un pays qu’on indique: Nitora-defona ny lambo aho ka matiko izy (J’ai lancé la sagaie contre le sanglier et je l’ai tué) ~ Iny làlana mitoraka miankandrefana iny aleha (Prenez ce chemin qui se dirige vers l’ouest) [1.3#730]
12 jeter, lancer [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe mitoraka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 maitroka, 16 miokatra, 17 mirotaka, 18 mitaroka, mitoraka, 19 mitraoka, 20 mitroaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/26