|
|
|
|

Teny iditra 1  mitoreo
Fototeny  2 toreo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao feo mitaraindraina, mampahonena
9 Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1#734]
Fanazavàna teny anglisy  10 to chirp. Used only of birds [1.2#667]
Fanazavàna teny frantsay  11 gazouiller
12 demander avec insistance, de manière à exciter la compassion [1.3#731]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20