|
|
|
|

Teny iditra 1  mitotorebika
Singan-teny  2 mitoto, 3 rebika
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandihy somary mitsinjaka falifaly; mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04