|
|
|
|

Teny iditra 1  mitotototo
Fototeny  2 totototo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory
9 Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitotototo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21