|
|
|
|

Teny iditra 1  mitovo
Fototeny  2 tovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 tokantena, mpitovo, tsy mbola manambady [1.78]
8 Mijanona tsy manambady
9 Tsy mahay mitondra tena [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21