Teny iditra | mitovy saranga | |
Singan-teny | mitovy ; saranga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Of equal rank [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | De rang égal [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |