Teny iditra | 1 mitrangatranga |
Fototeny | 2 trangatranga |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Jerena koa ny mamba, ka indreny mitrangatranga loha misondrotra manatona hiakatra amin' ity nosy kely, fa mandositra ity rano tondraka mivoa-potaka. [2.587#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |