|
|
|
|

Teny iditra 1  mitranitrany
Fototeny  2 tranitrany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Lava maranidranitra ohatra ny nify, ny taolana miranirany: Mahia loatra ity zaza ity fa mitranitrany ny taolany [1.1]

Fivaditsoratra  8 mirantiranty, mitranitrany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20