|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitratraingo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Kilemaina, voatraingo, mikainkona [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 5  mitratraingo
Fototeny  6 tratraingo
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  11 Mikotringatringa, mitaritari-tongotra
12 Mibiloka, mibaraingo
13 Voan' ny fahavoazana, tratran' ny kilema [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21