Teny iditra mitresaka (tresaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitriatra, mitsefaka, mivava, miveraka: Mitresaka ny rindrin' ny tamboho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitresaka
Ny lasa : nitresaka
Ny hoavy : hitresaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20