|
|
|
|

Teny iditra 1  mitrifantrifana
Fototeny  2 trifantrifana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao [1.1]
[1.214#]
Ohatra  8  Nahatsiaro voky ilaikely, ka nody ho azy ny toeny falifaly sy mitrifantrifana. [1.214#]
Tovy hevitra  9 mitrifana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22