|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsabaka
Fototeny  2 tsabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe
9 Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21