Teny iditra (1/3) | 1 mitsaika |
Fototeny | 2 tsaika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mitsaika io |
Teny iditra (2/3) | 10 mitsaika |
Fototeny | 11 tsaika |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Mifantina ny voam-bary tsara |
Teny iditra (3/3) | 14 mitsaika |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.13] mitoe-jaza |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.13] fécondée |
Fivaditsoratra | 18 asitakim, itsaikam, masikaty, masikita, miakatsy, mitakasi, mitsaika, mitsiaka, tsy maika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |