|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsaoka
Fototeny  2 tsaoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny
9 Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 kamaitso, 12 kimaotsa, 13 masôkita, 14 matokisa, 15 matsioka, 16 mitosaka, 17 mitsakoa, mitsaoka, 18 mitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21