Teny iditra mitsapatsapaka (tsapatsapaka (tsapaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: kotsaba
Ohatra 
1Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany. [2.296]
2Ny fiakarana mideza, avo sy manoatra lavitra noho ny miakatra amin' ny toerana sasany, noho ireo vatolampy sy vato mitsivalambalana eny amin'ny làlana, ny làlana mitsapatsapaka sy mitontongatongana ary feno hadiha. [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20