|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsarapaka
Fototeny  2 tsarapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro
9 Miantoraka mamely ny fahavalo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20