| Teny iditra | 1 mitsatsatsatsa |
| Fototeny | 2 tsatsatsatsa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mipitripitrika ohatra ny menaka anendasana ka rarahana rano kely
8 Mitsaontsaom-bava, mikamentsona, mikamenona 9 Maranitra mifilofilo tsara ohatra ny lelan' antsy [1.1] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|