|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsatso
Fototeny  2 tsatso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Nisy zavatra manatsatso azy, tonga matsatso: Nitsatso tao anaty damizana tao lahy ity divay ity [1.1]

Fivaditsoratra  8 matsitso, mitsatso

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20