|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsefotra
Fototeny  2 tsefotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo
9 Mamoaka tampoka rivotra voangona [1.1]
Ohatra  10  Tsy mbola hitany izany basy mitsefotra na mamoaka rano izany na oviana na oviana. [2.472#234]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20