|
|
|
|

Teny iditra 1  mitselaka
Fototeny  2 tselaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirehitra: Mora mitselaka ity hazo ity
8 Mamirapiratra, manjelanjelatra: Mitselaka ny sabatra eny anatin'ny laharan'ny miaramila [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 milatsake, mitselaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21