Teny iditra mitselatselatra (tselatselatra (tselatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: angamenavava
Ohatra Mitselatselatra hoatry ny afo ny sabatra eny an-tanany Ny poleta koa mitselatra, mahitsy tifitra tsy laitra Kanjo. [2.928]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20