|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsentsitra
Fototeny  2  tsentsitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitroka ranon-javatra amin' ny vava, mitroka ny ao anaty zavatra: Nitsentsitra voasary laoranjy ny marary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  sucer, aspirer avec la bouche
6  figuré: baiser [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mitsentsitra
Fototeny  12  tsentsitra
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  mihinana ny hatsembohana sy ny haren'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15  exploiter [1.13]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mitsentsitra io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31