Teny iditra | 1 mitsiditsidika |
Fototeny | 2 tsiditsidika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Nahoana, hoy aho, no dia tsy mba mitsiditsidika? [2.69#] 5 Izahay, aty Ambositra aza, dia tsy mahita azy matetika, fa mitsiditsidika faritany izy. [2.270#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |