|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsidradraka
Fototeny  2 tsidradraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miainga ho avo, mitsangana, misandrahaka: Mitsidradraka ohatra ny inona ny volon' ny tovolahy ankehitriny [1.1]
Tovy hevitra  8 mitsidradra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22