Teny iditra mitsikehina (tsikehina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaraindraina, mifendrofendro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsikehina
Ny lasa : nitsikehina
Ny hoavy : hitsikehina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05