Teny iditra mitsikiakia (tsikiakia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihomehy, manao hatsikana, mamazivazy, misangisangy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsikiakia
Ny lasa : nitsikiakia
Ny hoavy : hitsikiakia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05