|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsikofokofoka
Fototeny  2 tsikofokofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a!
9 Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-javatra ilay zaza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20