Teny iditra mitsinanginangy (tsinanginangy)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sahisahy ratsy be loatra, midaondaombava tafahoatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsinanginangy
Ny lasa : nitsinanginangy
Ny hoavy : hitsinanginangy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20