Teny iditra mitsingalahala (tsingalahala (tsingala))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikofokofoka, mitrifantrifana; miovaova, mivadibadika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsingalahala
Ny lasa : nitsingalahala
Ny hoavy : hitsingalahala

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20