|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsingerina
Fototeny  2 tsingerina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miverina (enti-milaza andro na fotoana izay toa mihodina ka tonga amin' ny nialany ihany), miherina: Mitsingerina isan-taona ny fetin' ny fahaleovantena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20