Teny iditra mitsingidina (tsingidina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa
Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra
Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsingidina
Ny lasa : nitsingidina
Ny hoavy : hitsingidina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05