|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsinkafona
Fototeny  2 tsinkafona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny
8 Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano
9 Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20