|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsipaka
Fototeny  2 tsipaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandaka, manosika amin' ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny vilia ny zazakely
9 Manohitra, mandà: Telo no nankatò ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka
10 Maty, dangy terỳ: Voan' ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo
11 Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. [1.1]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mitsipaka
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mapatsiky, 15 mipatsaky, 16 mipatsika, mitsipaka, 17 mpitsaika, 18 mpitsiaka, 19 tsimipaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21