|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsipilaka
Fototeny  2 tsipilaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mijefijefy, mijilajila, mipilapilaka: Mitsipilaka loatra ity zazavavy ity ka mahatezitra ny mpampianatra azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 used for mipilaka [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20