|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsirakaraka
Fototeny  2 tsirakaraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakaraka ny volon' ny vehivavy taloha rehefa nisaona ny Mpanjaka [1.1]
Tsipelina hafa  8 mitsirakorako

Fivaditsoratra  9 mitsikarakara, mitsirakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22