|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsiry
Fototeny  2 tsiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitsimoka: Vao mitsiry ny ahitra ka aza hosenareo toy izao
8 Manomboka ho be: Vao nitsiry ny hareny no nitranga ny loza [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 miritsy, 11 misitry, mitsiry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21