| Teny iditra | 1 mitsitaitaika |
| Fototeny | 2 tsitaitaika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany ka mila ho kotsa ny lambako
8 Maneno kely dia miato indray: Milaza olona maty izany lakolosy mitsitaitaika izany 9 Tonga tsikelikely miandalana: Maika aho ka midina daholo fa aza mitsitaitaika toy izao ianareo [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|