|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsitra
Fototeny  2 tsitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao
9 Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20